SANGODIM-PANINA
Isaiko ery irony ora miha-mihisatra, mahalana
Ela mihitsy vao mivadika, tsy aritro ny hoe hifarana
Mihodina etsy aho aloha, mitodika atsy indraindray
Fanina eto ihany ‘lahy, aiza loatra izy izay?
Filed under: ny Kanto Malagasy, teny malagasy, tononkalo | Tagué: sangondim-panina, Thina | Laisser un Commentaire »



