Noana

Dia io fa seza indray no iadian [...] ‘zalahy tsy hizara no sady tsy hikaika
Fa hadalako hono no tsy mba niraika.

Tononkalo malagasy (Raozigasy)

Ianao ry tononkalo, no namako sy arofaniko[...] Ianao ry teny manan-jina, no manasina ny vavako [...] Fa tokana ny Teny tiako, ilay Teny Malagasy izany

ZARAO ETO (Raozigasy)

Zarao eto ny alahelo [...] Zarao eto na dia hevitra, heverinao fa hoe bontolo [...] Mba ho kanto malagasy, irin’ny sasany ho tahafina

tsy misy lohateny

Hoy ny namako iray (Pissoa) raha namerina ity tononkalo nosoratako ity ho ahy “Ataoko dika petaka eto ilay tononkalo tary amiko mikasika ny fetin’ny Ray – 21/06/2008“. Antony iray  tsy mba nanànan’ity tononkalo ity lohateny dia satria fanamarihana nataoko tamin’ny zavatra nosoratan’ireo namana hafa nanodidina ny andro natokana hankalazàna ny Fetin’ny ray tamin’ny 2008 izy [...]

Iny alina iny

Misy mantsy irony alina Ahatsapana fahasambarana.[...] Satrinao ny akoho tsy haneno
Hanambara ny maraina,[...]

Suivre

Get every new post delivered to your Inbox.

Joignez-vous à 205 followers