Roa taona lasa izay no nanoratako ity tononkalo ity. Toa mifanandrify indrindra amin’ny zavatra miseho amin’izao fotoana anefa ny votoatiny. Misaotra betsaka indrindra an’i Endrika01 nametraka fanamarihana tao anatin’ny vohikalan’ny Serasera.org izay nametrahako azy tamin’izany roa taona lasa izany, izay arahabaina ihany koa nahatratra ny tsingeringerina faha-folo nijoroan’ny vohikala. Indro averiko etoana kosa izy ho [...]
Filed under: fahatsiarovana, ny Kanto Malagasy, teny malagasy | Tagué: izaho, serasera, tononkalo, voay | Laisser un Commentaire »



