Posté sur mai 23, 2008 par avylavitra
Matahotra ny tsy ho tafiditra eto intsony alohan’ny fetin’ny Reny aho, ka dia alefako sahady dieny izao ny FIRARIAN-TSOA ho anareo VEHIVAVY rehetra mamaky ity hafatra ity. Tsy àry ny olona raha tsy nisy anareo, tsy re ny tomany raha tsy teo ianareo, feno ny tany noho ianareo. SOA SESEHENA noho izany no noraisina koa [...]
Archivé sous: fahatsiarovana | Tagué : Fetin'ny Reny, Neny | 1 commentaire »
Posté sur mai 18, 2008 par avylavitra
Fahatsiarovana
60 taona no lasa
ka avia ary dia mba tsahivo
tamin’zany no kila sy may
‘lay lapan’Antananarivo
Ory ny fon’ny vahoaka
nahita ireo dona-tsetroka.
Any anatiny mangorohoro
te-hitroatra ary koa sempontsempotra.
Vetsovetson’ny fo tamin’izany,
ny sisa mba reko tety
hoe rahoviana vao mba hisy indray
ny ho solon’ity lapa ity?
Kinanjo fe ankehitrirny
tsy nisy izay nanelingelina
nijoro ilay Andrin’Iarivo
nitsangana ilay RAJOELINA.
Nampian’ireo mpanolotsaina
mitafy ny fanantenàna
hanorina iray vaovao
ho lapan’izato tanana.
Dia [...]
Archivé sous: teny malagasy | Tagué : 13 mai 2008, Andry RAJOELINA, Antananarivo, Hotel de ville, lapan'ny tanàna | 2 Commentaires »